12/12/2017

Le Glacier – Analakely

13/10/2017 admintriatra 0

Mpanakanto avy any amin’ny faritra avaratry ny Nosy nefa nivoy gadon-kira hafa ankoatra ny salegy. Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Le Glacier Analakely anio alina i Jazz MMC. Seho voalohany eto an-tanindrazana taorian’ny naha voafidy azy ho …Tohiny

Twenty Six – Analakely

13/10/2017 admintriatra 0

Tarika iray nanana ny lazany tamin’ny taona 90, nefa tsy tazana firy noho ny fiparitahan’ireo mpikambana. Mateti-piavy tamin’ny famelomana  ny hiran’ny tarika tato ho ato i Njila, ary hitondra indray ny « revy Njila » etsy amin’ny Twenty …Tohiny

Bonara- Be – 67ha

13/10/2017 admintriatra 0

Ao anatin’ny fanamarihana ny tsingerin-taona voalohany  nijoroany, mpanakanto maromaro, mpiangaly ny mozika mafana no nasain’ny Bonara-Be etsy 67ha hanafana ny lanonana fankalazana anio alina manomboka amin’ny 8 ora. Ho tompon’ny lanonana i Ninia Donia, mpanjakavavin’ny …Tohiny

1 2 3 4 5 115