24/06/2018

Saran’ny fitsarana fiarakodia : NAHITANA FIAKARANY 50%

21/01/2017 admintriatra 0

Nahitana fiakarana hatramin’ny 50% ny saran’ny asa rehetra eny anivon’ny sampandraharaha manao ny  fitsarana fiarakodia manerana an’i Madagasikara nanomboka tamin’ity herinandro ity. Fampiakarana nangatahin’ny sampandraharaha tamin’ny fitondram-panjakana entina hanatsarana ny fampihodinan-draharaha ao anatin’ny orinasa ka …Tohiny

1 112 113 114 115 116 150