15/08/2018

«MIAVON-TSY FENO !»

17/02/2017 admintriatra 0

Tena nanaitra ny saina mihitsy ny nandre ny tantaran’izany tovolahy vao 19 taona monja migadra any Frantsa izany. Tratran’ny borigady misahana ny ady heloka be vava nivarotra « môly » teny an-dalambe hono ity tovolahy ity ary …Tohiny

«SASA-POANA !»

16/02/2017 admintriatra 0

Voalazan’ny gazety mpiseho isan’andro iray fa resaka fifidianana no ao ambadik’ilay kignapping farany teo, hamatsiana vola propagandy mandritra ny fifidianana. Ny fifidianana filoham-pirenena aloha no akaiky indrindra raha ny fahafantarana azy. Koa iza àry izany …Tohiny

« MODY MITABATABA ALOHA »

15/02/2017 admintriatra 0

Niantso ny vahoaka hanongana ny fitondrana ankehitriny ny filoha nasionalin’ny Mmm Hajo Andrianainarivelo. Tsy nisy nahomby mantsy ny antsoantso nataony ka dia naleony niantso vahoaka. Tsy nahitam-bokany koa ny fanokorontanana kely samihafa notetehina natao teo. …Tohiny

«MAHATSAPA TENA !»

14/02/2017 admintriatra 0

Tsy misy afaka ny hisakana ny filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena… Izay raha fehezina ny fanambarana nataon-dRajoelina tany amin’ny foibeny tany. Tena marina izany! Tsy hisy handany andro amin’izany rahateo koa, ny fahasahiranana mahazo ny isan-tokantrano aza …Tohiny

1 95 96 97 98 99 113