14/08/2018

Tanàna mirehitra!

27/02/2017 admintriatra 0

Miteraka resa-be ny zava-mitranga any Befandriana Avaratra. Tsy azo raisina amin’ny fijery ivelany fotsiny ihany anefa ny raharaha tahaka itony satria misy rindrin’aloka tokony hazavaina. Voalohany amin’izany ny hoe inona no tanjona tamin’ny famonoana ho …Tohiny

Tsy niova « ramose »

25/02/2017 admintriatra 0

Raha tsy milatsaka ho filoham-pirenena hono ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc amin’ny 2018 dia hisy korontana goavambe eto amin’ny tany sy ny firenena. Fa any aminy angaha ny “baomba nokleary” hiaka farany no miteny …Tohiny

«Zany mitsy !»

24/02/2017 admintriatra 0

Niverina matetika tamin’ireo kabary sy lahateny nifandimby nandritra ny lanonana fitokanana ny tranon’ny mpisolovava sy ny fidiran’ny taom-pitsarana 2017 tetsy Anosy omaly ny hoe “kolikoly”. Samy nilaza ny voka-dratsin’izany kolikoly izany avokoa ireo nandray fitenenana …Tohiny

«Marary saina !»

23/02/2017 admintriatra 0

Inona loatra no tombontsoan’ireo olona manely tsaho ao anatin’ireny tambazotra facebook ireny? Fahafinaretana ho azy ireo ve ny mampitebiteby sy mampisavorovoro saim-bahoaka? Tsy vitan’ny hoe manely tsaho fa mandany andro sy fotoana mampiasa izao teknolojia …Tohiny

1 93 94 95 96 97 113