26/09/2018

Ny tena fototry ny olana

05/05/2017 admintriatra 0

Nazava ny fanehoan-kevitry ny Bâtonnier Hubert Raharison fa raharaha tahaka ny raharaha rehetra mandalo eo anivon’ny Fitsarana ny raharaha Claudine, ka tsy tokony io no entina hilazana fa tandindomin-doza ny rafi-pitsarana eto amintsika. Itony lehibena …Tohiny

« Nankaiza tokoa ? »

04/05/2017 admintriatra 0

Nanaitra ny mpanara-baovao ny am-pamamoaka nataon’ny teo anivon’ny Jirama omaly fa nisy vola 164 miliara tsy hita tamin’ny andron’ny tetezamita ( 2009 ). Nankaiza tokoa io volabe io ? Ny valiny dia tsotra be : …Tohiny

Rivo-baovao

03/05/2017 admintriatra 0

Nampiavaka an-dRajaonarimampianina Hery, rehefa tonga teo amin’ny fitondrana izy, dia noho izy nanome vahana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahalalahan’ny mpanao gazety. Anio moa no hanamarihana ny andron’ny fahalalahana ho an’ny fanaovan-gazety ka dia …Tohiny

Mersenera politika

02/05/2017 admintriatra 0

Voalavo sasatry ny miaina I Doudou na I Maharavo Ratolojanahary ka ny saka matory avy no alam-bolombava. Izy tokony hosaziana indray no milaza fa hitory mpanao fanjakana. Izany fikambanana misy azy antsoina hoe Dfp izany …Tohiny

1 88 89 90 91 92 121