19/12/2018

“De ‘zay ihany!”

12/09/2017 admintriatra 0

Mahatratra 17 km ny halavan’ny taribin’ny JIRAMA voalaza fa nisy nangalatra tamin’ity taona 2017 ity; efa voasolo ny 15 km tamin’izany araka ny vaovao navoakan’ny hainoamanjery. Avadik’ireo mpividy halatra ho lasa vilany, na atao bolongana …Tohiny

“Moka fohy!”

11/09/2017 admintriatra 0

Ireo mpankafy ny taranja “rugby” no tena mpampiasa ity hoe “moka fohy” ity, ilazan’izy ireo faharesena, na koa fandresena tamina elanelan’isa tokana monja, ohatra hoe 23/24. Fa na eo aza izany “moka fohy” izany,  dia …Tohiny

“Ireto indray!”

09/09/2017 admintriatra 0

Vehivavy gasy manambady teratany maorisiana iray indray no karohina mafy ao Maorisy ao noho ity farany nampiditra sigara Marlboro hosoka miisa 3.200 fonosana (cartouche) tany an-toerana. Nafenina tany anaty varavarana miisa 47 nafarana avy any …Tohiny

“Oh là là!”

08/09/2017 admintriatra 0

Nandefa taratasy tany amin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina, sy ny filoha frantsay Emmanuel Macron i Arlette Ramaroson, mpitsara iraisam-pirenena teo aloha filohan’ny  fikambanana ANM (Association Nosy Malagasy), ka nilazany fa tsy ekeny velively ny fiaraha-mitantana amin’ny …Tohiny

1 82 83 84 85 86 133