12/12/2017

“O RY HERITIANA A !”

25/11/2016 triatra 0

Saika tapaka hatramin’ny lalan-dràn’i Heritiana (radio RTA) mihitsy rehefa nifanehitra tao Mahazoarivo ny alarobia folakandro lasa teo. Hay ve izany ka misoko mangiana mila ravin’ahitra amin’ny mpitondra ihany ireto mpanao gazety mpanenjika fanjakana mivondrona ao …Tohiny

“FALIFALY ERY !”

24/11/2016 triatra 0

Tsy nisy teny na vava tsy natao mikasika io lalam-baovao io roa na telo volana talohan’izao. “Tsy misy ilàna io lalam-baovao io e! Tsy izany aloha no maha maika e! Tsy ho vita akory io …Tohiny

“MBA MENATRA E!”

23/11/2016 triatra 0

Zendana avokoa izay rehetra nahita ny fanambarana nataon’ny GEPPIM ary tena nandiso fanantenana mihitsy. Noheverina ho olona manana ny maha izy azy, manan-kaja sy manam-bola, manana izany hoe fahaiza-miaina izany, nahita fianarana ary olona tsongoim-bolo …Tohiny

“TSY POINTE AN !”

22/11/2016 triatra 0

Nitrangana lozam-pifamoivoizana sahady ny lalam-baovao vao avy notokanana ny zoma lasa teo. Tsy hanaovana “pointe” na hamonoana olona akory no antony nanamboaran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ireny lalam-baovao ireny fa ho fanalana fahasahiranana ny vahoaka ary …Tohiny

1 64 65 66 67