Aza mbola misioka
Mbola lavitry ny afo ny kitay raha ny fanangonan’ny CENI ny voka-pifidianana manerana ny Nosy. Mbola tsy nahavita akory ny 50% n’ny biraom-pifidianana ity sampandraharaha ity hatreto. Ankehitriny anefa dia efa misy sahady no mirehareha …Tohiny