« Lasan-kovavany fotsiny »
Mahagaga sy mahatalanjona mihitsy ity afitsoky ny CENI amin’ny fikirakirana ny voka-pifidianana filoham-pirenena ity. Efa iaraha-mahita izao ireo hosoka sy hala-bato mibaribary eny anivon’ireo distrika maro, ny hamoaka ny vokatra vonjimaika anefa no mahamaika ny …Tohiny