“KAIIIIY !”
Tsy nijanona ho vavolombelona fotsiny ihany ny governemanta malagasy fa nijoro ho mpangataka onitra ihany koa manodidina ilay raharaha fanondranana andramena tratra tatsy Singapour. Misy olona tsy mahatelin-kanina intsony any ambadika any taorian’izao fanapahan-kevitry ny …Tohiny