16/12/2018

« TONTOSA SOA AMAN-TSARA »

07/01/2017 admintriatra 0

Tontosa soa aman-tsara ny fifampiarahabana noho ny nahatratrarana ny taom-baovao teny Iavoloha. Tsy nisy akony tamin’izany ny tsy fahatongavan’ireo vahiny nasaina toy ny  filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina sy ny filoha teo aloha  Zafy Albert. Nanasa …Tohiny

TSARA ALAIN-TAHAKA !

06/01/2017 admintriatra 0

Isan’ireo firenen-dehibe tonga voalohany eto amintsika ry zareo Torkia. Ny filohany ingahy Erdogan mihitsy no ho avy eto. Ankoatra ny fanamafisana ny fifandraisana ara-diplaomasia eo amin’ny firenena roa tonta dia mazava ho azy fa mampita …Tohiny

«HAFA IHANY !»

05/01/2017 hasina 0

Nambaran’ny senatera frantsay Olivier Cadic nandritra ny fitsidihana ara-pomba ofisialy nataony teny Mahazoarivo fa tsy vita ao anatin’ny fotoana fohy ny fampandrosoana ary mila vina lavitr’ezaka. Izay raha fehezina ny tenin’ity senatera frantsay ity nandritra …Tohiny

“JEREO NGE ZAHAY E !”

28/12/2016 admintriatra 0

Nihetsiketsika tokoa ingahy Rajoelina mivady tato anatin’ny andro vitsivitsy te hampiseho hoe tsy rototra amin’ny resaka politika kanefa hita be izao fa tena paikady politika no ao ambadik’izany fihetsiketsehana izany. Inona moa izany ilay sary …Tohiny

1 122 123 124 125 126 133