18/11/2018

“Tsy ampy bagazy !”

15/03/2017 admintriatra 0

Maro ireo mametra-panontaniana manoloana ny fihetsik’i Hajo Andrianainarivelo manendry tena ho lehiben’ny mpanohitra. Misora-tena ho lehiben’ny mpanohitra tokoa mantsy ity VPM teo aloha ity ankehitriny tahaka ny hoe ny tenany no mpanao politika manana ny …Tohiny

Ankamantatra

14/03/2017 admintriatra 0

Efa ho 25 taona mahery izao no nisian’ny vaky fasana sy ny halatra taolam-paty teto amintsika fa 25 taona koa izao no nipetrahan’ny fanontaniana tsy nahitam-baliny manao hoe: “anaovana inona ireny taolam-paty ireny, ohatrinona ny …Tohiny

“Sôdôma sy Gômôro!” :

13/03/2017 admintriatra 0

Aza mba ny zavatra no azon’ny gasy e! Mahalaza zavatra betsaka tokoa io fitenenana iray io. Tsy maintsy misy tranga mampitsangam-bolo foana raha vao isika Malagasy no manao zavatra. Natao hialana voly ohatra no nanamboaran’ny …Tohiny

“Lavaka iray!”

11/03/2017 admintriatra 0

Mahazo miteny izay tiany ambara sy lazaina ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mikasika ny fitantanana ny tanànan’Antananarivo. Tsotra sy mora ny resaka: “lavaka iray aza tsy vitan’ny CUA ny mitady vahaolana momba azy”. Tsy ahitan’ny …Tohiny

1 104 105 106 107 108 127