17/08/2018

«MBOLA LAVITRA NY LALANA !»

31/01/2017 admintriatra 0

Mampalahelo tokoa ny zava-nitranga tany Anjozorobe farany teo. Fianakaviana am-polony be izao no indray namoy ny ainy tao anatin’ny iray segondra monja. Mitarika any amina adihevitra goavana anefa iny lozam-pifamoivoizana iny ary izay indrindra no …Tohiny

« FEFY ETSY ANTANINARENINA »

30/01/2017 admintriatra 0

Vao miakatra amin’iny sinema Ritz taloha mihazo an’Antaninarenina iny, dia ny fefy fanitso manimba maso be no misongadina. Tsy tany malalaka azo hanorenana trano anefa no ao anatin’ilay fefy fa  zaridaina sy kisilasila tsy azo …Tohiny

«Danz be mitsy an»

28/01/2017 admintriatra 0

Miteraka korontana sy savorovoro ho an’ny fiainan’ny olona tsirairay avy sy ny orinasa ny fahatapahan’ny « cable » an’ny orinasa Telma. Sady tsy afaka miantso no tsy afaka mandefa mail ary tsy afaka manokatra internet, sns. Efa …Tohiny

«TSY AVOTRA !»

25/01/2017 admintriatra 0

Mahavariana, mahazendana, mahagaga, mampanontany tena,… Tsy mahita fanazavana azo aroso mikasika ireny olona mandeha eny amin’ny arabe ireny mihitsy ny tena na dia miezaka ny mandinika mafy aza. Malalaka tsara izao ny “trottoir”, tsy misy …Tohiny

1 98 99 100 101 102 113