23/06/2018

« Tsy fakan-tahaka »

23/06/2018 admintriatra 0

Tsikaritry ny rehetra ny fihetsika nasehon’ireo lehiben’antoko roa dia Ravalomanana Marc sy Andry Rajoelina amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena izao. Tsy inona izany fa ny fitarihana ny olona any anaty savorovoron-tsaina na dia tokony efa tsy …Tohiny

«Mafy ny gasy !»

22/06/2018 admintriatra 0

Tahaka ny milaza fahamboniana sy voninahitra izany rehefa mandre ny teny manao hoe “mafy ny gasy!”, saingy rehefa tena dinihina lalina ilay teny dia mitory fahalemena, ary mety ho hakanosana mihitsy aza. Ry zareo vahiny …Tohiny

«Legalista!»

21/06/2018 admintriatra 0

Ny tantara tsy fanadino ary ny vava no tsy atao be, hoy ny fomba fitenenana izay. Tsaroantsika tsara angamba fa izany Me Hanitra Razafimanantsoa sy ny TIM ary ny “zanak’i dada” izany no tena mpidradradradra …Tohiny

«Izay voa manodidina!»

20/06/2018 admintriatra 0

Sanatria tsy mandatsa an’i Marc Ravalomanana sy ny TIM, io ilay tonga amin’ny fomba fitenenana hoe “izay voa manodidina!”. Tsy manaiky io praiminisitra io sy ny governemanta ve ianao ka nahoana no misy olon-dRavalomanana sy …Tohiny

1 2 3 102