14/08/2018

Morondava : May ny biraon’ny Faritra

07/08/2018 admintriatra 0

Nirehitra vokatry ny « court-circuit » tamin’ny fampiasana ireny fitaovana fanaovana “soudure” ireny ny biraon’ny Faritra any Morondava, izay itambaran’ny CENI sy ny Prefektiora, omaly tolakandro tokony ho tamin’ny roa ora. May avokoa ireo antontan-taratasy …Tohiny

Lavanila : Lasa harena mitera-doza

06/08/2018 admintriatra 0

Tsy mitsahatra miakatra ny vidin’ny iray kilao amin’ny lavanila. Tafakatra hatrany amin’ny 9,5 Tapitrisa fmg ny iray kilao ny taona 2016 raha tafidina tany amin’ny 7,5 Tapitrisa fmg izany taty aoriana. Izany hoe manana lavanila …Tohiny

Benenitra : Meteorita roa nianjera

04/08/2018 admintriatra 0

Nahitana vato miendrika meteorita miisa roa nilatsaka avy any an-danitra tany Benenitra, Distrikan’Atsimo-Andrefana. Ny alin’ny zoma 27 jolay lasa teo no nitrangan’izany. Io no akom-baovao avy amin’ny olona nanatri-maso tany an-toerana, izay voalaza fa nifanandrify …Tohiny

1 2 3 4 124