17/08/2018

Toamasina II : NANAKAIKY VAHOAKA NY BIRAON’NY FANANAN-TANY

21/01/2017 admintriatra 0

Mitohy ny tetikasan’ny filoham-pirenena amin’ny fananganana sy ny fanavaozana ireo  foto-drafitr’asa maro isan-karazany mba hanamora ny fiainam-bahoaka amin’ny ankapobeny. Nitodika manokana tamin’ny vahoakan’i Toamasina indray ny mason’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina tamin’ity volana Janoary ity. …Tohiny

Lemak’Alaotra : HANANGANANA TOHODRANO LEHIBE

20/01/2017 admintriatra 0

Manoloana ny tsy fisian’ny rotsak’orana amin’izao fotoana izao dia goavana ny ezaka miandry ny tantsaha malagasy amin’ny fanarenana ny sehatry ny fambolena mba tsy ahatongavan’ny fihenan’ny vokatra. Voakasik’izany manokana ny voly vary izay tandindomin-doza manoloana …Tohiny

1 110 111 112 113 114 125