21/08/2018

FFKM : Halavirina ny Krizy

20/08/2018 admintriatra 0

Nitondra ny hafatra ny FFKM manoloana ny fahatongavan’ny fifidianana, ny pastora David Rakotonirina filohan’ny FFPM (Confédération des églises protestantes de Madagascar). Hafatra izay nentiny ny sabotsy teo, nandritra ny fanokanana ny Lycée David Jones, isan’ny …Tohiny

CEPE : Nizotra am-pilaminana

16/08/2018 admintriatra 0

Ny talata lasa teo no niatrika ny fanadinana CEPE hidirana amin’ny kilasy faha-6 ireo mpiadina maherin’ny arivo sy dimy alina sy dimy hetsy manerana ny Nosy. Amin’ny ankapobeny, voahaja ny fepetra sy ny lamina rehetra …Tohiny

1 2 3 125