22/05/2018

67 ha : Mbola manjaka ny sinto-mahery

15/06/2017 admintriatra 0

Isan’ny tranga mbola manjaka eny 67 ha ny sinto- mahery. Maro tokoa ireo mpandalo voendaka eny an-toerana izay haharaisan’ny polisy eny amin’ny boriborintany faha-7 fitarainana. Na efa manao ezaka manokana aza ny pôlisy hanenjehana azy …Tohiny

Sava : Kaominina 138 mbola tsy manana herinaratra

15/06/2017 admintriatra 0

Mbola betsaka amin’ireo kaominina ambanivohitr’i Madagasikara no tsy misitraka herinaratra fa mbola miaina ao anatin’ny maizina ka isan’izany ny kaominina ambanivohitra miisa 138 any amin’ny faritra Sava. Tsy mitazam-potsiny anefa ny fitondram-panjakana manoloana ireny olan’ny …Tohiny

1 525 526 527 528 529 687