19/01/2018

Fanondranana harem-pirenena:NANKASITRAKA NY ZANDARY I ETAZONIA

29/11/2016 triatra 0

Tsy ampihambahambana no nanambaran’i Etazonia amin’ny alalan’ny masoivohony eto Madagasikara fa mankasitraka ny ezaka vitan’ny zandarimariam-pirena izy ireo tamin’ny raharaha fanondranana sokatra an-tsokosoko. Araka ny fanambarana, mankasitraka ary manolotra fisaorana ny zandarimariam-pirenena i Etazonia. Tsy …Tohiny

Hery Rajaonarimampianina:FILOHA NAHAVITA SOMMET

29/11/2016 triatra 0

Noho ny fahombiazan’ny Frankofonia, dia tonga niarahaba ny filoha Hery Rajaonarimampianina mihitsy ny  filoha lefitry ny firenena Egyptianina Ibrahim Mahlab sy ny sekretera jeneraly lefitra eo anivon’ny  firenena mikambana Hervé Ladsous. « Filoha nahavita Sommet » ny …Tohiny

1 466 467 468 469 470 477