12/12/2017

Lutte :NODIMANDRY I RIJA JULIO RASOLONJATOVO

02/12/2016 triatra 0

Misaona ny tontolon’ny taranja lutte eto Madagasikara. Nodimandry tampoka teo amin’ny faha-27 taonany, ny alarobia 30 Novambra teo, i Rija Julio Rasolonjatovo. Mpikatroka nikoizana teo amin’ny taranja lutte malagasy ity nindaosin’ny fahafatesana tampoka ity. Raha …Tohiny

Diabeta:MIDANGANA NY FAHAVOAZANA

01/12/2016 triatra 0

Mahatratra 80% hatramin’ny 90% n’ireo olona manao fitiliana ny diabeta no mitondra ity tsimok’aretina ity raha ny fanadihadiana natao nandritra ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny diabeta izay nofaranana omaly tetsy amin’ny lapan’ny tanàna …Tohiny

Tsy fanarahan-dalàna:SEKOLY ZATO AHIANA HIKATONA

01/12/2016 triatra 0

Hatramin’ny fiandohan’ny taom-pianarana 2016-2017 teo dia niroso tamin’ny fanaovana sivana ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena manoloana ny firongatry ny sekoly miorina etsy sy eroa tao anatin’ny taona vitsy. Nanjakan’ny …Tohiny

1 409 410 411 412 413 422