19/12/2018

Tsenan’Anosibe:Misavovona ny fako

08/12/2016 admintriatra 0

Miparitaka izay tsy izy ny fako sy ny loto aterak’ireo mpivarotra eny amin’ny tsenan’Anosibe, nanome vahana ny fiparitak’izany ny rotsak’orana ny herinandro lasa teo. Miangona etsy sy eroa ny fako avy amin’ireo voankazo sy legioma …Tohiny

Tetibolam-panjakana 2017:LANY TSY NASIAM-PANITSIANA

08/12/2016 admintriatra 0

Rehefa lany teny amin’ny Antenimieram-pirenena ny 24 Novambra lasa teo, ny volavolan-dalàna mikasika ny tetibolam-panjakana 2017 dia nandalo teny amin’ny Antenimieran-doholona omaly maraina. Lanin’ireo loholon’i Madagasikara tsy nisy nitsipaka ary tsy nasiam-panitsiana izany volavolan-dalàna mikasika …Tohiny