17/08/2018

Ranon’i Mandroseza : EFA NIAKATRA NY HAAVONY

20/01/2017 admintriatra 0

Raha toa ka nisy ny fanahiana ny fiandohan’ny herinandro teo, ny amin’ny mety hisian’ny fatapahan’ny famatsian-drano eto Antananarivo-Renivohitra, dia nivaha ny olana ankehitriny, vokatry ny fandraisana andraikitra ara-potoana nataon’ny fitondram-panjakana. Nihena sy niharitra avokoa ireo …Tohiny

Tsy fahampian-drano : HITA NY VAHAOLANA

18/01/2017 admintriatra 0

Efa nosokafana ny “van” lehibe mitondra ny rano avy any Tsiazompaniry mankaty an-drenivohitra. Efa omaly no nanatontosana izany, hoy ny avy amin’ny minisiteran’ny Rano. Tsy tokony hanana ahiahy amin’ny famatsian-drano ny rehetra. Efa hita ny …Tohiny

1 211 212 213 214 215 239