19/12/2018

Faradoboky ny K25 : “Lany Dada ah!!!”

17/12/2018 admintriatra 0

“Lany Dada ah!!!”. Tomefy olona ary nangorom-potsy ny kianjaben’i Mahamasina. Tontosa soa aman-tsara, ny sabotsy 15 desambra teo, ny hetsika famaranana ny fampielezan-kevitra “Faradoboka” ny kandidà laharana faha-25, Marc Ravalomanana. Voaporofo, araka iny hetsika “Faradoboka” …Tohiny

Karapanondro hosoka : 250 000 no sarona

17/12/2018 admintriatra 0

Tsy kely lalana ny ratsy. Io no nambaran’ny talen’ny tranom-printim-pirenena, Jean Angelson Randriamboavonjy, omaly, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety manoloana ny fiparitahan’ny kara-panondro sy kara-pifidianana hosoka amin’izao ankatoky ny fifidianana Filoham-pirenena fihodinana faharoa izao. …Tohiny

1 2 3 290