11/12/2017

Fampidirana FRAM-“EZAHINA TSY HISY KOLIKOLY”

05/01/2017 hasina 0

Mitohy amin’ity taona 2017 ity ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra Fram andiany fahefatra. Mandritra ny volana Janoary no hanangonana ireo isa avy any amin’ny CISCO tsirairay manerana ny Nosy handrafetana ny lisitr’ireo mpiasam-panjakana vaovao …Tohiny

1 2