Fandraisana ny Frankofonia :TOKANANA ANIO NY LALAM-BAOVAO MIREFY 5 KILOMETATRA
Vita ary tokanana androany ilay lalam-baovao mirefy 5 kilometatra mampitohy ny “Boulevard de l’Europe, amin’ny lalana Digue”. Tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ireo firenena mampiasa amin’ny ampahany, sy manontolo ny teny Frantsay …Tohiny