17/02/2019

Filoha Rajaonarimampianina : Niray fo tamin’ireo traboina

10/03/2017 admintriatra 0

Taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo teto an-drenivohitra dia nidina an-tsehatra nijery ireo fahasimbana vokatr’iny rivo-doza iny teny amin’ny kaominina Soavina, teny amin’ny distrikan’Atsimondrano sy ireo fianakaviana tra-boina teny amin’ny Ans Ampefiloha ny Filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery mivady …Tohiny