20/09/2018

Traboina : Nitondra ny anjara birikiny ny GDPEM

11/03/2017 admintriatra 0

Tsy nitazam-potsiny manoloana ny voina mihatra amin’ny mpiray tanindrazana aminy, vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza « Enawo », fa nitondra izay voatsirambin’ny tanany ihany koa ny fivondronan’ny olon-tsotra sy orinasa matihanina momba ny angovo eto Madagasikara na ny …Tohiny