17/10/2018

“Mamo miantso polisy”

11/07/2017 admintriatra 0

Mitombona ho an-dRavalomanana Marc mihitsy ilay fomba fiteny hoe “gisa mangala-ketsa”, ka ilay ketsa nangalariny tsy dia mampaninona loatra fa ny fiedinedin’ny tendany lava dia lava. Azo oharina amin’ny “mamo miantso polisy” ihany koa ka …Tohiny