Mpanakanto vahiny : Hanolotra seho 2 eto Antananarivo ny tarika Poetic Lover
Tarika frantsay nalaza tamin’ny fiangaliana ireo hiran’ny fo tamin’ny gadona soul na r’n’b. Rehefa nangina nandritra ny fotoana naharitra, hivoaka amin’ny fahanginany ny tarika Poetic Lover, ary tafiditra amin’izany fiverenana izany ny fanoloran’izy ireo seho …Tohiny