23/03/2019

Taona 2019 : Hiaka-dapa ny rock

03/01/2019 admintriatra 0

Gadona tsy mety lefy laza. Mbola be mpankafy, ary hifandimbiasan’ny taranaka ny fankafizana azy. Aty am-piandohan’ny taona, raha mbola mamaritra ny fandaharam-potoanany ireo mpikarakara seho samihafa, dia efa fantatra fa hiaka-dapa ny rock amin’ity taona …Tohiny

« Ilay écran géant…! »

03/01/2019 admintriatra 0

Noho ny fisian’ilay fahitalavitra lehibe nokasain’ny KMMR namoahana ny marina rehetra momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa no nahatonga ny Préfet n’Antananarivo nanao izay fomba rehetra nentina nanakanana ireo vahoaka tsy niditra ny kianjan’ny 13 …Tohiny

1 2 3 4