17/01/2019

Jean Eric Rakotoarisoa : Hanaiky hala-bato?

31/12/2018 admintriatra 0

Eny am-pelatanan’ny HCC ny baolina taorian’iny famoahana voka-pifidianana vonjy maika nihazakazahan’ny CENI fatratra iny. Voaporofo ary tsy azon’iza lavina intsony anefa ny hosoka faobe nanerana ny Nosy nandritra iny fihodinana faharoa iny… Maika hangatsiaka Nanampin-tsofina …Tohiny

13 Mei : Fanoherana ala-bato

31/12/2018 admintriatra 0

Noporofoin’ ireo mpanohana an’i Marc Ravalomanana fa tsy azo hahodikodina ny safidin’izy ireo, antony nahatongavan’ny fahatongavana maro nandritra ny hetsika ny asabotsy teo teny amin’ ny parvis ny lapan’ ny tanana. Raha ny zava-nisy teny …Tohiny

1 2 3 4 76