19/12/2018

Lalam-pirenena faha-6 : Ho tapaka manomboka anio

05/12/2018 admintriatra 0

Noho ny fanamboarana ny tetezana lehiben’ny Sambirano, any amin’ny distrikan’Ambanja, dia ho tapaka ny lalam-pirenena Rn6 mampitohy an’Ambondromamy amin’Antsiranana, manomboka androany alarobia 5 desambra hatramin’ny zoma 7 desambra. Mandritra ny ora 5 eo ny fahatapahana. …Tohiny

1 2 3 4