19/12/2018

Sendikan’ny mpiasa : Manohana ny Synad

18/12/2018 admintriatra 0

Nipoitra tampoka. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Hotel Colbert, Antaninarenina, omaly ny fikambanan’ireo sendikan’ny mpiasa eto Madagasikara (SSM). Tamin’izany indrindra no nanambaran’izy ireo fa tsy mankasitraka velively ny tsindry sy ny an-tery …Tohiny

Minisitry ny Atitany : Niampanga tena

18/12/2018 admintriatra 0

Tsy nisy resaka karapanondro sandoka velively ny fanazavana izay nentin’ny talen’ny tranom-printim-pirenena, mikasika ny karapanondro sy ny kara-pifidianana. Fihoaran’ny famandrihana natao mikasika ny fanontana karapanondro no resaka omaly, ary tsy misy resaka hosoka velively. Omaly …Tohiny

1 2 3 47