14/11/2018

Mahazoma : Zara fa nisy mpifidy

08/11/2018 admintriatra 0

Misedra olana ny fotoam-pifidianana tany Ambodimanga Mahazoma noho ny nafitsoky ny dahalo. Ny alin’ny talata lasa teo dia nisy fanafihana omby tany amin’io fokontany io. Lasan’ireo olon-dratsy avokoa ny omby tany an-toerana, ka lasa nanara-dia …Tohiny

Marc Ravalomanana : Fihodinana faharoa

08/11/2018 admintriatra 0

Nanjakan’ny kandidà laharana faha 25 Marc Ravalomanana ny vokam-pifidianana, hatramin’ izao ora hanoratana izao. Raha ny vokatra vonjy maika azo tamina biraom-pandatsaham-bato miisa 318 amin’ ireo 24 852, dia mitarika amin’ ny salan’isa 50,73% ny …Tohiny

1 2 3