14/11/2018

Fanaiky : I Ony no hanolotra ny voany

05/11/2018 admintriatra 0

Efa niatrika fitsaboana teny amin’ny hopitaly tao anatin’ny roa volana. Tsy maintsy hiatrika fandidiana i Fanaiky, ilay mpanakanto fantatra eo amin’ny fitendrena gitara beso noho ny homamiadan’ny voa mahazo azy. « Efa miha-tsara izy nefa …Tohiny

Marc Ravalomanana : Vahaolana ho an’ny firenena

05/11/2018 admintriatra 0

Nangorom-potsy ny kianjaben’i Mahamasina ny asabotsy 3 novambra teo tamin’ny faradoky ny fampielezan-kevitry ny kandidà laharana 25 amin’ny bileta tokana, Marc Ravalomanana. Hafaliana sy firavoravoana ary endrika miramirana no nitsenan’ireo olona marobe an’ity kandidà ho …Tohiny

1 2 3