14/11/2018

Fanirisoa Ernaivo : Ho voaroaka tsy ho mpitsara?

03/11/2018 admintriatra 0

Manoloana ny vava nataon’ny mpitsara sady kandidà amin’ny fifidianana ho Filoham-pirenena, Fanirisoa Ernaivo, amin’ny fihantsiana ny mpitandro filaminana, dia namoaka fanapahana ny minisitry ny Fitsarana, Harimisa Noro Vololona, amin’ny fampiatoana ity mpitsara amin’ny asany amin’ny …Tohiny

1 2 3