16/12/2018

Mpanakanto sy Propagandy : Tsara ny tsena

31/10/2018 admintriatra 0

Na dia atao faralahin’olona eo amin’ny fitantanan-draharaham-pirenena aza ny kolontsaina, dia manana ny anjara birikiny amin’ny fametrahana ny mpitondra iray eo amin’ny toerany ny mpanakanto, indrindra ny sehatry ny mozika. Manana anjara toerana lehibe amin’ny …Tohiny

Ceni : Manilika andraikitra

31/10/2018 admintriatra 0

Tsy manana hazon-damosina. Izay no azo ilazana ny vaomiera mahaleotena mikarakara sy misahana ny fifidianana (Ceni), izay tarihin’ny filohany, Hery Rakotomanana, amin’izao fotoana izao. Efa miely ary mandeha be tokoa mantsy ny resaka fa tsy …Tohiny

Marc Ravalomanana : Hamerina ny fandriam-pahalemana

31/10/2018 admintriatra 0

Nihaona tamin’ny vahoakan’ny distrikan’i Belo sur Tsiribihina ny kandidà laharana faha-25 amin’ny biletà tokana, Marc Ravalomanana, omaly. Tamin’izany indrindra no nanambarany nanoloana ireo vahoaka tonga marobe fa hametraka sy hamerina amin’ny laoniny ny fandriam-pahalemana ny …Tohiny

1 2 3 4 69