19/10/2018

Fanafihana tany Brickaville : Telolahy voasambotra

11/10/2018 admintriatra 0

Ela notoratorahana ka nahavoa mason’angotra, izay no azo ilazana ireto jiolahy mpampihorohoro vahoaka tao amin’ny distrikan’i Brickaville ireto. Ravan’ny polisy ny telo tamin’ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-basy tsy nisy fitsaharana, tao amin’ny kaomina Ambinaniniony distrikan’i …Tohiny

Tsiroanimandidy : Olona iray matin’ny pesta

11/10/2018 admintriatra 0

Nitombo iray indray ny olona namoy ny ainy vokatra ny aretina pesta. Tany Tsiroanimandidy no nisehoan’izany tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Tamin’ny lalana hamonjy ny hopitaly ity olona ity no fantatra nindaosin’ny fahafatesana, araka ny fampitam-baovao …Tohiny

1 2 3