23/10/2018

Mpomba ireo kandidà : Mifandramatra andalam-be

10/10/2018 admintriatra 0

Roa andro monja niatombohan’ny fampielezan-kevitra, lasa hita maso ny fifampihantsiana ataon’ireo mpomba ny kandidà ao amin’ny tambajotra sosialy. Iray volana maninjitra mantsy izay, dia nifandramatra ary tsy mipetraka intsony ny fifanajana amin’ny fifampiresahana anatin’ny tambajotra …Tohiny

Kandidà 21 : Hizotra amin’ny lalan-kafa

10/10/2018 admintriatra 0

Taorian’ ny amboletra tamin’ ny fanatanterahana ny fifidianana ny 7 novambra 2018 izao, dia mitsiry ny hevitra, ary tonga hatramin’ny fifanantonan’ ireo samy mpanao politika. Tahaka izany ny nataon’ny fivondronan’ireo kandidà 21, izay mbola mitady …Tohiny

1 2 3 4