13/12/2018

« Propagandy anaty orana »

09/10/2018 admintriatra 0

Voalazan’ny lalàm-panorenana fa tsy azo atao mandritra ny vanim-potoan’ny orana ny fifidianana eto amin’ny firenena. Ny mifanohitra amin’izay anefa no mitranga ao anatin’izao fisokafan’ny fampielezan-kevitra izao. Nirotsaka tamin’ireo faritra maro mantsy ny orambaratra, ary tena …Tohiny

Toamasina : Jiolahy roa maty voatifitra

09/10/2018 admintriatra 0

Tratry ny vela-pandrika. Raikitra ny fifanjevoana teo amin’ny jiolahy sy ny zandary tany Ambalamanasy Toamasina nandritry ny fisafoana, ka lehilahy iray no maty voatifitra rehefa avy nanafika tamin’ny trano iray tao an-toerana ny alin’ny sabotsy …Tohiny

1 2 3