19/10/2018

Festival Tamaga Midôla : Nanao poa-droa i Toamasina

08/10/2018 admintriatra 0

Nikatona tanteraka ny ridaon’ny hetsika ara-panatanjahantena tanterahina amina torapasika nampitondraina ny anarana « Tamaga Midôla », izay nokarakarain’ny fikambanana Tafaray, ary teo ambany fiahian’Andriamatoa Mbola Rajaonah mivady, filoha tale jeneralin’ny Vondrona RLM Communication. Tontosa omaly, …Tohiny

1 2 3 4