19/10/2018

Lozam-piarakodia : Nandratra olona 5

08/10/2018 admintriatra 0

Nitondra faisana ny mpandeha. Potika ny fiara, naratra voafaoka ny mpitondra môtô. Olona dimy avy hatrany no fantatra fa naratra mafy vokatry ny firimorimon’ny fiara “ peugeot 405” iray nifatratra tamin’ny mpandeha teny Andrainarivo hihazo …Tohiny

«Anjaran’ny vahoaka !»

08/10/2018 admintriatra 0

Afaka milaza izay heveriny ho programa sy tetikasa ary fanamby, hanafahana ity firenena ity anatin’ny fahantrana avokoa ireo kandidà miisa 36. Afaka mampiesona vahoaka izay kalaza amin’izany, afaka mamahan-dalitra vahoaka izay manana traikefa amin’izany, afaka …Tohiny

1 2 3 4