19/10/2018

Manjakandriana : Trano enina no indray voatafika

08/10/2018 admintriatra 0

Nirefotra indray ny basy. Tokantrano miisa enina no nasesin’ireo dahalo nilanja fitaovam-piadiana notafihana tany Ambakona fokontany Anjomaka, kaomina Betoho distrikan’i Manjakandriana, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady tokony ho tamin’ny 2 ora maraina. Araka ny fanazavana …Tohiny

1 2 3 4