16/12/2018

Miakatra ny maripana

06/10/2018 admintriatra 0

Mihamafana indray ny toe-draharaham-pirenena tamin’ity herinandro ity, raha toa somary nangingina izany hatramin’ny herinandro teo. Ny fanomanana ny fiatrehana ny fifidianana no tiana hambara eto. Nampiaka-peo noho ireo tsy fetezan-javatra maro amin’ny fikarakarana mantsy ireo …Tohiny

Fanamboarana kara-panondro : Hanjakan’ny kolikoly

06/10/2018 admintriatra 0

Manodidina ny 5 000 Ariary hatramin’ny 15 000 Ariary ny risoriso amin’ny fanamboarana kara-panondrom-pirenena iray eny an-drenivohitra. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ireo olona nanamboatra kara-panondrom-pirenena teny amin’ny distrika voalohany, eny Ambodinisotry dia vola be no …Tohiny

1 2 3 4