16/12/2018

Toamasina : Tototry ny loto sy ny fako

03/10/2018 admintriatra 0

Tsy misy izay tsy mimenomenona amin’ny fahavoretrana sy loto, ary fako ao amin’ny renivohitr’i Betsimisaraka, na ny mponina ao an-toerana izany, na vahiny mandalo. Tena tsy hita intsony izay maha renivohitr’i Madagasikara ara-toekarena an’i Toamasina. …Tohiny

1 2 3 4