19/10/2018

«Mpamafy lainga »

01/10/2018 admintriatra 0

Nilaza i Andry Rajoelina fa tsy afaka nifampiraharaha tamin’ireo firenena any ivelany nandritra ny tetezamitatra. Izay no antony tsy nahafahana nampandroso ny firenena tamin’ireny fotoana ireny, raha ny fanazavany. Tsy tokony hiteraka resa-be araka izany …Tohiny

Governemanta Ntsay : Hivarotra Bois de Rose

01/10/2018 admintriatra 0

Raha efa nolavin’ny fivorimben’ny komity maharitry ny Fifanarahana momba ny varotra iraisam-pirenena, ny harena voajanahary tandidonin-doza, na SITES, andiany faha-69 tany Soisy, ny tolo-kevitra momba ny fizotran’ny fanisana ny tahirin-kazo sarobidy malagasy, sy ny drafitra …Tohiny

1 2 3 4