23/10/2018

Bodo : Mendrika ny seho faha-30 taona

01/10/2018 admintriatra 0

Pao-tsatroka. Mendrika ny seho faha-30 taona nidiran’i Bodo teo amin’ny sehatry ny mozika nandritra ny seho tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina. Ny antsasaky ny lapa no nanatanterahana ny fampisehoana. Efa maotina amin’ny ankapobeny …Tohiny

Kudeta Anosy : Nampiteny ny gitarany i Teta

01/10/2018 admintriatra 0

Anisan’ireo andrarezina. Nampiteny ny gitarany i Teta ny sabotsy alina teo tetsy amin’ny Kudeta Anosy. Nahafantarana ity mpanakanto avy any Ampanihy ity hatramin’izay, ny fahaizany mifehy sy mitrandraka ireo gadona nentin-drazana Mahafaly, amin’ny alalan’io zava-maneno …Tohiny

1 2 3 4