19/10/2018

Zandarimariam-pirenena : 153 voatery nosaziana

29/09/2018 admintriatra 0

Tsy ankitsitsy. Hiharan’ny sazy ireo mpitandro filaminana minia mandika lalàna araka izay asa ratsy ataony. Io no nambaran’ny sekretera jeneraly miadidy ny zandarimariam-pirenena, Christophe Randriamanarina, omaly. Tao anatin’ny 100 andro nandraisany fahefana hiadidy ny zandarimariam-pirenena, …Tohiny

DFP : Hanara-maso ireo mpiasam-panjakana

29/09/2018 admintriatra 0

Ho diso eritreritra ny mpanohana an’i Andry Rajoelina, raha mikasa ny hampiasa ireo mpiasam-panjakana ao amin’ireo minisitera tantaniny, tahaka ny nataon’ny minisitry ny Jono, Augustin Andriamananoro, tany Tsiroanomandidy. Nahazo fankatoavana avy amin’ny Ceni mantsy ny …Tohiny

1 2 3 4 85