20/09/2018

Fanaiky : Maro ireo tolo-tanana

13/09/2018 admintriatra 0

Samy manao izay ho afany. Mbola ao anatin’ny fiantsoana ireo malala- tanana amin’ny fanampiana azy i Fanaiky amin’izao fotoana. Etsy ankilan’izay anefa, mitohy ary misesy ireo hetsika ho tolo-tanana ho an’ity mpanakanto fantatra eo amin’ny …Tohiny

Raharaha Claudine : Afa-baraka ny Bianco

13/09/2018 admintriatra 0

Tsy mitombina ny fiampangana sy ny fanadihadiana notanterahin’ny BIANCO mahakasika ny raharaha Claudine Razaimamonjy. Taorian’ny fanadihadiana notanterahin’ity rafitra miady amin’ny kolikoly ity mantsy, dia nalefan’izy ireo teny amin’ny PAC na « poles anti-corruption » ny …Tohiny

Kidnapping : Misy mpitandro filaminana

13/09/2018 admintriatra 0

Misy mpitandro filaminana miray tendro amin’ny resaka fakana an-keriny. Ny fakana an-keriny ireo teratany karana tsy nisy fitsaharany teto an-drenivohitra hatrany amin’ny faritra dia saika nahitana fitaovam-piadiana fampiasan’ny mpitandro filaminana avokoa. Tsy mahagaga intsony raha …Tohiny

1 2 3 5