20/09/2018

Fanafihana Gastro Pizza : Efatra voasambotra

07/09/2018 admintriatra 0

27 aogositra nihosin-dra. Nahitam-bokany avokoa ireo asan-jiolahy niaro fanadatsahan’aina nampihorin-koditra niseho teny Imerintsiatosika sy By pass ny alin’io andro alahady io. Voasambotra ireo nandray anjara tamin’ny halatra sy vonoan’olona nahafaty mpiambina, efatra no nosamborin’ny polisy …Tohiny

Novonoiny ny vadiny : Nitolo-batana izy

07/09/2018 admintriatra 0

Nisavorovoro ireo mpifanolo-bodirindrina. Sambany no nisy vehivavy nahavita habibiana tahaka ity teto amintsika. Mpivady mbola ao anatin’ny fahatanorana, manan-janaka iray manodidina ny 6 taona no nifamono tamin’ny alalan’ny antsy, teny Ambohijanaka Ilafy, ny alin’ny alarobia …Tohiny

1 2 3 4